Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra;
Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.
Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly;Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fo ravoravo mahasalama tsara;Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.Andinin-teny manaraka !