- Hanandratra Anao aho, ry Andriamanitro Mpanjaka ô,
Sy hankalaza ny anaranao mandrakizay doria. - Lehibe Jehovah ka tokony hoderaina indrindra;
Ary tsy takatry ny saina ny fahalehibiazany. - Marina Jehovah amin'ny lalany rehetra,
Sady mamindra fo amin'ny asany rehetra. - Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,
Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra ny helokareo ao amin'i Kristy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa Jehovah no manome fahendrena;Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina.Andinin-teny manaraka !
