- Hanome anao araka ny fonao anie
Izy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra. - Ny sasany mitoky amin'ny kalesy, ary ny sasany amin'ny soavaly;
Fa raha izahay kosa, dia ny anaran'i Jehovah Andriamanitray no hoderainay.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fandrindrana
Ankino amin'i Jehovah ny...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Sampy
Anaka, arovy ny tenanareo...
Ady ara-panahy
Mifahara ary, ka sikino...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Manetre tena eo anatrehan'ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy,Ary tsy misy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva,
Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha,
Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala,
Ary tsy misy omby ao am-pahitra,
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany
Sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena ahy.Andinin-teny manaraka !
