- Andriamanitra no aro sy hery ho antsika;
Mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriana Izy. - Mitsahara, ka aoka ho fantatrareo fa Izaho no Andriamanitra;
hisandratra amin'ny firenen-tsamy hafa Aho,
hisandratra amin'ny tany Aho.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah,dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny.
Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy,
izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha,
ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro,
sady ho maitso ny raviny,
ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro,
fa tsy hitsahatra ny famoany.Andinin-teny manaraka !
