- Misandrata any ambonin'ny lanitra Hianao, Andriamanitra ô!
aoka ho ambonin'ny tany rehetra ny voninahitrao. - Fa lehibe mihatra amin'ny lanitra ny famindram-ponao,
ary mihatra amin'ny rahona ny fahamarinanao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Izao tontolo izao
Aza tia izao tontolo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra,Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.Andinin-teny manaraka !
