- Fa efa nizaha toetra anay Hianao, Andriamanitra ô;
efa nanadio anay Hianao, tahaka ny fanadio volafotsy amin'ny memy. - Izy no nantsoin'ny vavako;
ary ny fanandratana Azy no teo ambanin'ny lelako.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fakam-panahy
Tsy misy fakam-panahy nahazo...
Fijaliana
Ary tsy izany ihany...
Fanadiovana
Koa raha manana ireo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa tsara noho ny aina ny famindram-ponao;ny molotro hidera Anao.
Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho;
amin'ny anaranao no hanandratako ny tanako.
