Andriamanitra mampitoetra an-trano izay irery tena;
mamoaka ny mpifatotra ho amin'ny fanambinana Izy;
fa ny maditra hitoetra amin'ny tany karankaina.
mamoaka ny mpifatotra ho amin'ny fanambinana Izy;
fa ny maditra hitoetra amin'ny tany karankaina.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahafahana
Ho amin'ny fahafahana no...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Namana
Izay tena sakaiza tokoa...
Sazy
Anaka, aza manamavo ny...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Anaka, aoka tsy ho tia amin'ny teny na amin'ny lela isika, fa amin'ny asa sy amin'ny marina.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah ô, sitrano aho, dia ho sitrana;Vonjeo aho, dia ho voavonjy;
Fa Hianao no fiderako.Andinin-teny manaraka !