- Mihirà ho an'Andriamanitra, mankalazà ny anarany;
manamboara lalana ho an'izay mitaingina mamaky ny efitra
Jehovah no anarany ary mifalia eo anatrehany.
Rain'ny kamboty sy Mpanome rariny ny mpitondratena Andriamanitra,
ao amin'ny fonenany masina. - Andriamanitra mampitoetra an-trano izay irery tena;
mamoaka ny mpifatotra ho amin'ny fanambinana Izy;
fa ny maditra hitoetra amin'ny tany karankaina. - Isaorana anie ny Tompo
Izay mitondra ny entan-tsika isan'andro isan'andro,
eny, Andriamanitra Izay famonjena antsika.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Mpitondratena
Omeo voninahitra ny mpitondratena...
Kamboty
Aza mampahory ny mpitondratena...
Mihira
Fa izaho kosa dia...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny mason'i Jehovah dia mitsinjo ny marina,ary ny sofiny mihaino ny fitarainany.