- Anefa noho ny fijangajangana dia aoka ny lehilahy rehetra samy hanana ny vadiny avy, ary aoka koa ny vehivavy rehetra samy hanana ny vadiny avy.
- Aoka ny lahy hanao izay mety hatao amin'ny vavy; ary mba toy izany koa ny vavy amin'ny lahy. Ny vavy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny lahy; ary mba toy izany koa ny lahy tsy manam-pahefana amin'ny tenany, fa ny vavy.
- Aza misara-pandriana ianareo, raha tsy amin'izay andro sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa mbola hiraisanareo fandriana indray, mba tsy hakan'i Satana fanahy anareo noho ny tsi-faharetanareo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanambadiana
Izay lehilahy mahazo vady...
Firaisana ara-nofo
Fa izao no sitrapon'Andriamanitra...
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Fandraisana
Raha misy maharesy ny...
Vatana
Ahoana ary? Moa tsy...
Satana
Mahonòna tena, miambena: fa...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa iray no Andriamanitra, ary iray no Mpanalalana amin'Andriamanitra sy ny olona, dia Kristy Jesosy, Izay olona.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Anaka, tandremo ny didin-drainao,Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao.Andinin-teny manaraka !
