- Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesosy, dia henjehina.
- Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, mba ho tanteraka ny olon'Andriamanitra, ho vonona tsara ho amin'ny asa tsara rehetra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fanenjehana
Eny, izay rehetra te-ho...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fitaovana
Ary aoka isika hifampandinika...
Fanompoana
Koa amin'izany, ry rahalahy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po,fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay te-ho be fitiavana dia manaron-keloka;Fa izay mamohafoha teny mampisaraka ny tena mpisakaiza.Andinin-teny manaraka !
