- Koa ianao, anaka, dia aoka hihahery amin'ny fahasoavana izay ao amin'i Kristy Jesosy.
- Mahatoky izao teny izao:
Fa raha miara-maty aminy isika,
dia hiara-belona aminy koa. - Mazotoa manolotra ny tenanao amin'Andriamanitra ho olona voazaha toetra, dia mpiasa tsy mahazo henatra, mizara tsara ny teny fahamarinana.
- Fa mandosira ny filan'ny tanora fanahy; ary miezaha mitady fahamarinana, finoana, fitiavana, fihavanana amin'izay miantso ny Tompo amin'ny fo madio.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fahafatesana
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !
