Izaho tia an'i Jehovah, satria efa nandre
Ny feon'ny fifonako Izy.
Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy,
Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.
Ny feon'ny fifonako Izy.
Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy,
Dia hiantso aho, raha mbola velona koa.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Ankohonana
Ary aoka ho ao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hianao no fiereko,miaro ahy tsy ho azon'ny fahoriana Hianao;
fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.Andinin-teny manaraka !