
Ary rehefa hitan'Andriamanitra ny nataon'ireo ny amin'ny nialany tamin'ny lalan-dratsiny, dia nanenina Izy ny amin'ny loza izay nolazainy hamelezany azy, ka tsy nataony izany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa ny fanahy ana dia hampisotroiko, ary ny fanahy mihaosa rehetra dia hovokisako.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo.Andinin-teny manaraka !