
Fa efa nantsoina ho amin'ny fahafahana ianareo, ry rahalahy; kanefa aoka tsy ho entinareo hanaraka ny nofo izany fahafahana izany, fa mifampanompoa amin'ny fitiavana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahafahana
Ho amin'ny fahafahana no...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Fanompoana
Koa amin'izany, ry rahalahy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Koa mitafia famindram-po sy fiantrana,, fahamoram-panahy, fanetren-tena, fahalemem-panahy, fandeferana, araka ny olom-boafidin'Andriamanitra sady masina no malala.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome anao araka ny fonao anieIzy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.Andinin-teny manaraka !