
Anefa noho ny fijangajangana dia aoka ny lehilahy rehetra samy hanana ny vadiny avy, ary aoka koa ny vehivavy rehetra samy hanana ny vadiny avy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Fanambadiana
Izay lehilahy mahazo vady...
Fandraisana
Raha misy maharesy ny...
Firaisana ara-nofo
Fa izao no sitrapon'Andriamanitra...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary iza no hanisy ratsy anareo, raha mazoto amin'izay tsara ianareo?Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy,Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.Andinin-teny manaraka !