
Ary tsy ketraka izahay; fa na dia mihalevona aza ny toetray ivelany, dia havaozina isan'andro isan'andro kosa ny toetray anatiny.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hatsàra
Tsara avokoa izato bikanao...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Fahazoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Vatana
Ahoana ary? Moa tsy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny haren'ny manan-karena no vohiny mafy,Ary raha araka ny fiheviny, dia toa manda avo izany.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !