
Hihoby ny molotro raha mankalaza Anao;
ny fanahiko koa izay efa navotanao.
ny fanahiko koa izay efa navotanao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Mpanafaka
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Aina
Kanefa any ianao no...
Mihira
Fa izaho kosa dia...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny fanantenana tsy azo vetivety dia mankarary am-bavafo;Fa hazon'aina ny faniriana tanteraka.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah ô, sitrano aho, dia ho sitrana;Vonjeo aho, dia ho voavonjy;
Fa Hianao no fiderako.Andinin-teny manaraka !