DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana
Mifona aminao aho, Jehovah ô, vonjeo è!
Mifona aminao aho, Jehovah ô, ambino è!
Hotahina anie izay avy amin'ny anaran'i Jehovah;
Avy ao an-tranon'i Jehovah no itsofanay rano anareo.