Tsy ho noana na hangetaheta intsony ireo; ary tsy haninona azy ny masoandro na izay hafanana akory. Fa ny Zanak'ondry Izay eo afovoan'ny seza fiandrianana no ho Mpiandry azy ka hitondra azy ho amin'ny loharanon'ny ranon'aina; ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin'ny masony.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Fisaonana
Mitaraina ny marina, ary...
Mpampionona
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary raiso ny famonjena ho fiarovan-doha sy ny tenin'Andriamanitra ho sabatry ny Fanahy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Endrey, tsara sady mahafinaritraRaha ny mpirahalahy no miara-monina.Andinin-teny manaraka !