- Fa na iza na iza no misotro ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharano miboiboika ao anatiny ho fiainana mandrakizay.
- Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Fiovana
Fa isika rehetra kosa...
Fahazoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Fahamarinana
Izay mandeha tsy misy...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Izaho Jehovah Andriamanitraono mitantana ny tananao ankavanana,
dia ilay manao aminao hoe:
Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao.Andinin-teny manaraka !
