Fa raha ataonareo tsara mihitsy ny lalanareo sy ny ataonareo, ka mitsara marina ny adin'olona amin'ny namany ianareo, Ary tsy mampahory ny vahiny sy ny kamboty sy ny mpitondratena, na mandatsaka rà marina amin'ity tany ity, sady tsy manaraka andriamani-kafa hahatonga loza aminareo, Dia hamponeniko amin'ity tany ity ihany ianareo, dia eto amin'ny tany nomeko ny razanareo, hatramin'ny ela ka ho mandrakizay.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Mpitondratena
Omeo voninahitra ny mpitondratena...
Kamboty
Aza mampahory ny mpitondratena...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fampanantenana
Aza matahotra ianao, fa...
Valisoa
Ary na inona na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Tezera, fa aza manota; ary aoka tsy ho tratry ny masoandro milentika ny fahatezeranareo. Aza manome fitoerana ho an'ny devoly.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy:Fa mandrakizay ny famindram-pony.Andinin-teny manaraka !