DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Jeremia 6:16

Izao no lazain'i Jehovah:
Mijanona eo an-dalana ianareo, ka izahao,
ary anontanio izay lalana masaka hatry ny ela.
Dia izay lalana mankany amin'ny tsara, ka iny no izory,
dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo;
Nefa hoy izy: Tsy hizotra izahay.
Jeremia 6:16 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary izao no fahasahiana ananantsika eo anatrehany: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa efa miseho ny fahasoavan'Andriamanitra, izay famonjena ny olona rehetra, mampianatra antsika handà izay toe-panahy tsy araka an'Andriamanitra sy ny filan'izao tontolo izao ary ho velona amin'ny onony sy ny marina ary ny toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'izao fiainana ankehitriny izao.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana