- Fa izaho, dia feo midera
no entiko mamono zavatra hatao fanatitra ho Anao,
Ary izay nivoadiako dia hefaiko;
An'i Jehovah ny famonjena. - Ary rehefa hitan'Andriamanitra ny nataon'ireo ny amin'ny nialany tamin'ny lalan-dratsiny, dia nanenina Izy ny amin'ny loza izay nolazainy hamelezany azy, ka tsy nataony izany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Sorona
Tsy misy manana fitiavana...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ahoana ary? hanota va isika, saingy tsy ambanin'ny lalàna, fa ambanin'ny fahasoavana? Sanatria izany!Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha be ny ahiahy ato anatikoDia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.Andinin-teny manaraka !
