Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko ianareo ka mankatò izany, dia hanome anareo ranonorana amin'ny fotoany Aho, ka hahavoka-javatra ny tany, ary hamoa ny hazo any an-tsaha.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fijinjana
Ary Izay manome voa...
Mamoa
Hotahina izay olona matoky...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Raha mitandrina ny didiko ianareo, dia hitoetra amin'ny fitiavako, tahaka ny nitandremako ny didin'ny Raiko sy ny itoerako amin'ny fitiavany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindram-poDia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra.Andinin-teny manaraka !