- Levitikosy 1
- Levitikosy 2
- Levitikosy 3
- Levitikosy 4
- Levitikosy 5
- Levitikosy 6
- Levitikosy 7
- Levitikosy 8
- Levitikosy 9
- Levitikosy 10
- Levitikosy 11
- Levitikosy 12
- Levitikosy 13
- Levitikosy 14
- Levitikosy 15
- Levitikosy 16
- Levitikosy 17
- Levitikosy 18
- Levitikosy 19
- Levitikosy 20
- Levitikosy 21
- Levitikosy 22
- Levitikosy 23
- Levitikosy 24
- Levitikosy 25
- Levitikosy 26
- Levitikosy 27
- Aza mankahala ny rahalahinao amin'ny fonao; mananara dia mananara ny namanao, mba tsy hahazoanao heloka noho ny aminy. Aza mamaly ratsy na manao lolompo amin'izay iray firenena aminao: fa tiava ny namanao tahaka ny tenanao: Izaho no Jehovah.
- Ary aoka ho masina ho Ahy ianareo, satria masina Aho Jehovah; ary efa navahako tamin'ny firenena samy hafa ianareo mba ho Ahy.
- Ary raha misy olona manota, satria manao izay tsy tokony hatao ka mandika ny anankiray amin'ny didin'i Jehovah, nefa tsy fantany izany, ka mahameloka azy, ary mitondra ny helony izy.
- Ary tandremo ny didiko, ka araho izany: Izaho no Jehovah.
- Tandremo ny Sabatako, ary hajao ny fitoerako masina: Izaho no Jehovah.
- Koa raha meloka amin'ny anankiray amin'ireo izy, dia hiaiky izay zavatra nanotany.
- Henemana no hanaovana raharaha; fa ny andro fahafito dia tena andro fitsaharana, dia fivoriana masina; aza manao raharaha akory ianareo, fa Sabata ho an'i Jehovah eny amin'izay fonenanareo rehetra izany.
- Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko ianareo ka mankatò izany, dia hanome anareo ranonorana amin'ny fotoany Aho, ka hahavoka-javatra ny tany, ary hamoa ny hazo any an-tsaha.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Sabata
Mahatsiarova ny andro Sabata...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fahamoram-panahy
Aoka ho fantatry ny...