- Tandremo ny Sabatako, ary hajao ny fitoerako masina: Izaho no Jehovah.
- Raha manaraka ny lalàko sy mitandrina ny didiko ianareo ka mankatò izany, dia hanome anareo ranonorana amin'ny fotoany Aho, ka hahavoka-javatra ny tany, ary hamoa ny hazo any an-tsaha.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Sabata
Mahatsiarova ny andro Sabata...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fijinjana
Ary Izay manome voa...
Mamoa
Hotahina izay olona matoky...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa tokony hanana faharetana ianareo raha hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.Andinin-teny manaraka !
