- Raha mbola niteny izy, indro, nisy rahona mazava nanarona azy ireo; ary, injao, nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako Izay sitrako; Izy no henoy.
- Ary hoy Jesosy taminy: Noho ny fahakelezan'ny finoanareo ihany; fa lazaiko aminareo marina tokoa: Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà erỳ, dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Fahagagana
Fa Jesosy nijery azy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Aoka ny tenin'ny vavako sy ny fisainan'ny fokosamy hankasitrahana eo imasonao,
Jehovah ô, Vatolampiko sy Mpanavotra ahy.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manafina ny fahotany tsy hambinina;Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po.Andinin-teny manaraka !
