- Aza manao hoe: Ahoana no nahatsara ny andro taloha noho ny ankehitriny? fa tsy avy amin'ny fahendrena no anontanianao izany.
- Amin'ny andro mahafaly dia mifalia; ary amin'ny andro mahory mieritrereta; fa nampitanandrifin'Andriamanitra ireo, mba tsy hahitan'ny olona akory izay ho avy any aoriany.
- Fa tsy misy olona marina ambonin'ny tany izay manao tsara ka tsy manota.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fiankinan-doha
Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hianao, Jehovah ô, aza miaro ny antranao tsy ho amiko;aoka ny famindram-ponao sy ny fahamarinanao hiaro ahy mandrakariva.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah ô, sitrano aho, dia ho sitrana;Vonjeo aho, dia ho voavonjy;
Fa Hianao no fiderako.Andinin-teny manaraka !
