- Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany;
Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany. - Mitadiava an'i Jehovah sy ny heriny
Katsaho mandrakariva ny tavany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Mitady
Ary hitady Ahy ianareo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Anaka, arovy ny tenanareo amin'ny sampy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena,Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.Andinin-teny manaraka !
