
- Hianareo izay tia an'i Jehovah, mankahalà ny ratsy;
Miaro ny fanahin'ny olony masina Izy
Ary mamonjy azy amin'ny tanan'ny ratsy fanahy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Mpanafaka
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Fahafahana
Ho amin'ny fahafahana no...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Raha mihaino tsara ny feon'i Jehovah Andriamanitrao ianao ka mitandrina hanaraka ny didiny rehetra, izay andidiako anao anio, dia hasandratr'i Jehovah Andriamanitrao ho ambonin'ny firenena rehetra amin'ny tany ianao.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Mahasitrana ny torotoro fo IzySy mamehy ny feriny.Andinin-teny manaraka !