
- Jehovah Andriamanitrao no ao aminao,
Mahery Izy ka hamonjy;
Hiravoravo anao amin'ny fifaliana Izy;
Ho sondriana amin'ny fitiavany Izy;
Hifaly anao amin'ny fihobiana Izy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Mpanafaka
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Mihira
Fa izaho kosa dia...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ny fanantenana tsy azo vetivety dia mankarary am-bavafo;Fa hazon'aina ny faniriana tanteraka.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho;Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao;
Mampahery anao Aho sady mamonjy anao;
Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.Andinin-teny manaraka !