Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra, Izay mampionona anay amin'ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, anin'ny fampiononana izay ampiononan'Andriamanitra anay.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fijaliana
Ary tsy izany ihany...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Mpampionona
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i...
Mamindra fo
Ary aoka samy halemy...
Herim-po
Ary Jehovah no mandeha...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa tanteraka amin'ny teny iray ihany ny lalàna rehetra, dia izao: Tiava ny namanao tahaka ny tenanao.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fo ravoravo mahasalama tsara;Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.Andinin-teny manaraka !