
Fa ianareo efa nomena noho ny an'i Kristy, tsy ny hino Azy ihany, fa ny hiharam-pahoriana koa noho ny aminy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Fijaliana
Ary Andriamanitry ny fahasoavana...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo sady mbola manompo ihany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy famindram-poDia hahazo fiainana sy fahamarinana ary voninahitra.Andinin-teny manaraka !