
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy:
Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Fa mandrakizay ny famindram-pony.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izany no hahafantaran'ny olona rehetra fa mpianatro ianareo, raha mifankatia.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo.Andinin-teny manaraka !