
Raha be ny ahiahy ato anatiko
Dia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.
Dia mampifaly ny fanahiko ny fampiononanao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Ahiahy
Aza manahy na inona...
Mpampionona
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hoy izaho ny amin'i Jehovah: Tompoko Hianao;tsy misy soa ananako azo oharina aminao.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko,dia mbola vatolampin'ny foko
sy anjarako mandrakizay Andriamanitra.Andinin-teny manaraka !