DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

15 Martsa 2025

Ohabolana 2:8 - MG1865
Ka dia mitandrina ny lalan'ny fahamarinana Izy
Ary miambina ny lalan'ny olony masina.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary aza mba ketraka amin'ny fanaovan-tsoa isika; fa amin'ny fotoan'andro no hijinjantsika, raha tsy reraka isika.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy,
Ary tsy misy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva,
Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha,
Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala,
Ary tsy misy omby ao am-pahitra,
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany
Sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena ahy.
Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana