
Ary noho izany, dia raiso avokoa ny fiadian'Andriamanitra, mba hahazoanareo hanohitra amin'ny andro mahory; ary rehefa vitanareo avokoa, dia hahafahatra ianareo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Satana
Mahonòna tena, miambena: fa...
Fakam-panahy
Tsy misy fakam-panahy nahazo...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Ady ara-panahy
Mifahara ary, ka sikino...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Izaho milaza ny marina aminareo; mahatsara anareo ny fialàko; fa raha tsy hiala Aho, dia tsy ho avy aminareo ny Mpananatra; fa raha handeha Aho, dia hirahiko hoy aminareo Izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fanomezan'ny olona dia mahalalaka ny alehany,Hahatonga azy eo anatrehan'ny lehibe.Andinin-teny manaraka !