
Ary aoka ho aminay ny fahasoavan'ny Tompo Andriamanitray;
Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay;
Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.
Ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay;
Eny, ny asan'ny tananay, ampitoero izy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Asa
Ary na inona na...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mino anatra dia ho tonga eo amin'ny lalan'ny fiainana;Fa mivily izay mandà anatra.