
Izay manafina ny fahotany tsy hambinina;
Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po.
Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fibabohana
Koa mifaneke heloka ianareo...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary ny ho tia Azy amin'ny fo rehetra sy ny saina rehetra sy ny hery rehetra, ary ny ho tia ny namana tahaka ny tena, dia mihoatra lavitra noho ny fanatitra hodorana sy ny fanatitra hafa rehetra izany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fo ravoravo mahasalama tsara;Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.Andinin-teny manaraka !