Hianao, ry Andriamanitry ny razako ô, no deraiko sy isaorako,
satria nomenao fahendrena sy hery aho,
ary ankehitriny efa nampahafantarinao ahy izay nangatahinay taminao;
fa nampahafantarinao anay ilay nofin'ny mpanjaka.
satria nomenao fahendrena sy hery aho,
ary ankehitriny efa nampahafantarinao ahy izay nangatahinay taminao;
fa nampahafantarinao anay ilay nofin'ny mpanjaka.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Mba homen'Andriamanitr'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny voninahitra, ho anareo ny fanahin'ny fahendrena sy ny fanambarana amin'ny fahalalana Azy tsara.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fanomezan'ny olona dia mahalalaka ny alehany,Hahatonga azy eo anatrehan'ny lehibe.Andinin-teny manaraka !