- Izy no mampiseho ny zavatra lalina sy miafina;
Izy no mahalala izay ao amin'ny maizina,
ary ny mazava mitoetra ao aminy. - Hianao, ry Andriamanitry ny razako ô, no deraiko sy isaorako,
satria nomenao fahendrena sy hery aho,
ary ankehitriny efa nampahafantarinao ahy izay nangatahinay taminao;
fa nampahafantarinao anay ilay nofin'ny mpanjaka.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Andriamanitra lehibe
Anao, Jehovah ô, ny...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fahazavana
Mitsangàna, mihazavà, fa tonga...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa izaho mananatra anareo, ry rahalahy, mba hitandrina ny amin'izay mahatonga ny fisarahana sy ny fahatafintohinana tsy araka ny fampianarana efa nianaranareo; mialà amin'ireny olona ireny.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho;Avy aiza ny famonjena ahy?
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah,
Mpanao ny lanitra sy ny tany.Andinin-teny manaraka !
