Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mpampionona
Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Pentekosta
Ary nony tonga ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay; ary sahan'Andriamanitra sy trano arafitr'Andriamanitra ianareo.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome anao araka ny fonao anieIzy ary hahatanteraka ny fisainanao rehetra.Andinin-teny manaraka !