Ary hoy Izy: Izay mivoaka avy ao amin'ny olona, dia izany no mahaloto azy. Fa avy ao anatin'ny olona dia avy ao am-pony, no ivoahan'ny sain-dratsy, dia ny fijangajangana, ny halatra, ny vonoan-olona, ny fakam-badin'olona, ny fieremana, ny lolom-po, ny fitaka, ny fijejojejoana, ny maso ratsy, ny fitenenan-dratsy, ny avonavona, ny fahadalana: izany zava-dratsy rehetra izany no mivoaka avy ao anatin'ny olona ka mahaloto azy.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fanadiovana
Koa raha manana ireo...
Fakam-panahy
Tsy misy fakam-panahy nahazo...
Hatezerana
Tezera, fa aza manota...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Fiavonavonana
Raha tonga ny fiavonavonana...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa raha ny ratsy fanahy miala amin'ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahitsy, dia ho velona tokoa izy, fa tsy ho faty.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Miderà an'i Jehovah, fa tsara Izy:Fa mandrakizay ny famindram-pony.Andinin-teny manaraka !