- Mankanesa atỳ amiko, ianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana, fa Izaho no hanome anareo fitsaharana.
- Ento ny ziogako, ka mianara amiko; fa malemy fanahy sady tsy miavona am-po Aho; dia hahita fitsaharana ho an'ny fanahinareo ianareo. Fa mora ny ziogako, ary maivana ny entako.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitsaharana
Mankanesa atỳ amiko, ianareo...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Fahalemena
Koa dia finaritra aho...
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Mamiko indrindra Hianao, Jehovah Heriko ô.Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy;
Andriamanitro, vatolampy ialofako,
sy ampingako ary tandroka famonjena ahy sy fiarovana avo ho ahy.
