- Ary tsy mihoatra lavitra noho ny ondry va ny olona? Koa amin'izany dia mety ny manao soa amin'ny Sabata.
- Ary noho izany dia lazaiko aminareo hoe: Hahazo famelan-keloka ny olona amin'ny ota sy fitenenan-dratsy samy hafa rehetra; fa tsy hahazo famelan-keloka ny olona amin'ny fitenenan-dratsy ny Fanahy Masina.
- Ary na iza na iza no manao teny hanohitra ny Zanak'olona, dia hahazo famelan-keloka ihany; fa na iza na iza no miteny hanohitra ny Fanahy Masina, dia tsy mba hahazo famelan-keloka, na amin'izao fiainana izao, na amin'ny ho avy.
- Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin'ny andro fitsarana noho ny amin'ny teny foana rehetra izay ataony.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Sabata
Mahatsiarova ny andro Sabata...
Sarobidy
Satria malala eo imasoko...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Jehovah Andriamanitsika anie no amintsika, tahaka ny tamin'ny razantsika; aoka tsy handao na hahafoy antsika Izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana;Fa avy ao aminy no ihavian'ny aina.Andinin-teny manaraka !