- Fa izaho kosa dia hanandrandra an'i Jehovah,
Eny, hiandry an'Andriamanitry ny famonjena ahy aho;
Andriamanitro no hihaino ahy. - Iza no Andriamanitra tahaka Anao,
Izay mamela heloka
Sady mandalo ny fahadisoan'ny sisa amin'ny lovany?
Tsy mitana ny fahatezerany ho mandrakizay Izy,
Fa tia famindram-po. - Hamindra fo amintsika indray Izy
Ka hanitsakitsaka ny fahotantsika,
Eny, harianao ho any amin'ny ranomasina lalina ny fahotany rehetra.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Iza ary izao Mpanjakan'ny voninahitra izao?Jehovah, Tompon'ny maro,
Izy no Mpanjakan'ny voninahitra.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho;Avy aiza ny famonjena ahy?
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah,
Mpanao ny lanitra sy ny tany.Andinin-teny manaraka !