- Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra atỳ ambanin'ny lanitra.
- Ny zavatra rehetra samy nataony ho mendrika amin'ny fotoany avy; ary ny mandrakizay dia efa nataony tao am-pony, kanefa tsy hitan'ny olona ny asan'Andriamanitra hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany.
- Fantatro fa tsy misy tsara amin'ny olombelona afa-tsy ny mifaly sy ny manao tsara, raha mbola velona koa izy. Ary koa, raha mihinana sy misotro ary finaritra amin'ny fisasarany rehetra ny olombelona, dia fanomezan'Andriamanitra izany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fandrindrana
Ankino amin'i Jehovah ny...
Lanitra
Fa ny tenan'ny Tompo...
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Fiankinan-doha
Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary raha izay manisy soa anareo ihany no asianareo soa, inona moa no soa tokony ho azonareo? fa na dia ny mpanota aza mba manao izany ihany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manisy soa olona hohatavezina;Ary izay mandena dia mba holemana kosa.Andinin-teny manaraka !
