- Tao amin'ny lalina no niantsoako Anao, Jehovah ô,
Tompo ô, henoy ny feoko;
Aoka ny sofinao hihaino tsara ny feon'ny fifonako. - Niandry an'i Jehovah aho; eny, niandry Azy ny fanahiko,
Ary ny teniny no nanantenako.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Fiankinan-doha
Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Manetre tena eo anatrehan'ny Tompo, dia hanandratra anareo Izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hotahina izay olona matoky an'i Jehovah,dia izay manana an'i Jehovah ho tokiny.
Fa ho toy ny hazo ambolena eo amoron-drano izy,
izay mamaka eo anilan'ny rano mandeha,
ka tsy hatahotra, na dia avy aza ny hainandro,
sady ho maitso ny raviny,
ka tsy hanahy izy, na dia mihantona aza ny andro,
fa tsy hitsahatra ny famoany.Andinin-teny manaraka !
