- Kanjo Hianao, Jehovah ô, no ampinga manodidina ahy,
Voninahitro sy mpanandratra ny lohako. - An'i Jehovah ny famonjena;
Ho amin'ny olonao anie ny fitahianao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankinan-doha
Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao...
Fandresena
Izany teny izany efa...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !
