- Jehovah ô, maraina no handrenesanao ny feoko;
maraina no hivavahako aminao, ka hanandrandra aho. - Fa Hianao, Jehovah ô, mitahy ny marina;
fankasitrahana no ataonao manodidina azy toy ny ampinga lehibe.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Faharetana
Be saina izay mahatsindry...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fiarovana
Tafio avokoa ny fiadian'Andriamanitra...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izaho no voaloboka, ianareo no sampany. Izay miray amiko, ary Izaho aminy, dia mamoa be izy; fa raha misaraka amiko kosa ianareo, dia tsy mahay manao na inona na inona.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fanilon'ny tongotroSy fanazavana ny lalako ny teninao.Andinin-teny manaraka !
